Ish-Bosheth Murdered

1. And when Saul's son heard that Abner was dead in Hebron, his hands were feeble, and all the Israelites were troubled.
1. Lorsque le fils de Saül apprit qu`Abner était mort à Hébron, ses mains restèrent sans force, et tout Israël fut dans l`épouvante.
1. Ary nony ren' ny zanakalahin' i Saoly fa maty tany Hebrona i Abnera, dia niraviravy tanana izy, ary ory ny Isiraely rehetra.
2. And Saul's son had two men that were captains of bands: the name of the one was Baanah, and the name of the other Rechab, the sons of Rimmon a Beerothite, of the children of Benjamin: (for Beeroth also was reckoned to Benjamin.
2. "Le fils de Saül avait deux chefs de bandes, dont l`un s`appelait Baana et l`autre Récab; ils étaient fils de Rimmon de Beéroth, d`entre les fils de Benjamin. -Car Beéroth était regardée comme faisant partie de Benjamin,"
2. "Ary nisy roa lahy, lehiben' ny mpitohan' ny zanakalahin' i Saoly, bana no anaran' ny iray, ary Rekaba no anaran' ny iray, samy zanak' i Rimona Berotita tamin' ny taranak' i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan' ny an' i Benjamina;"
3. And the Beerothites fled to Gittaim, and were sojourners there until this day.)
3. et les Beérothiens s`étaient enfuis à Guitthaïm, où ils ont habité jusqu`à ce jour.
3. Ary ny Berotita nandositra nankany Gitaima, dia nivahiny tany mandraka androany).
4. And Jonathan, Saul's son, had a son that was lame of his feet. He was five years old when the tidings came of Saul and Jonathan out of Jezreel, and his nurse took him up, and fled: and it came to pass, as she made haste to flee, that he fell, and became lame. And his name was Mephibosheth.
4. "Jonathan, fils de Saül, avait un fils perclus des pieds; et âgé de cinq ans lorsqu`arriva de Jizreel la nouvelle de la mort de Saül et de Jonathan; sa nourrice le prit et s`enfuit, et, comme elle précipitait sa fuite, il tomba et resta boiteux; son nom était Mephiboscheth."
4. "Ary Jonatana, zanak' i Saoly, nanan-janakalahy nalemy tongotra. Dimy taona izy, fony tonga avy tany Jezirela ny filazana ny amin' i Saoly sy Jonatana; ary nentin' ny mpitaiza azy nandositra izy; ary izao no niseho: raha nentiny nihazakazaka nandositra izy, dia nianjera, ka tonga nalemy tongotra. Mefiboseta no anarany."
5. And the sons of Rimmon the Beerothite, Rechab and Baanah, went, and came about the heat of the day to the house of Ishbosheth, who lay on a bed at noon.
5. Or les fils de Rimmon de Beéroth, Récab et Baana, se rendirent pendant la chaleur du jour à la maison d`Isch Boscheth, qui était couché pour son repos de midi.
5. Ary nandeha Rekaba sy Bana, zanak' i Rimona Berotita, ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon' Isboseta izy ireo, tamin' ilay izy nandrinandry tamin' ny antoandro iny.
6. And they came thither into the midst of the house, as though they would have fetched wheat; and they smote him under the fifth rib: and Rechab and Baanah his brother escaped.
6. "Ils pénétrèrent jusqu`au milieu de la maison, comme pour prendre du froment, et ils le frappèrent au ventre; puis Récab et Baana, son frère, se sauvèrent."
6. Ary niditra tao anaty trano Rekaba sy Bana rahalahiny, nody toy ny haka varimbazaha, dia namely azy teo amin' ny taolan-tehezany fahadimy ka lasa nandositra.
7. For when they came into the house, he lay on his bed in his bedchamber, and they smote him, and slew him, and beheaded him, and took his head, and gat them away through the plain all night.
7. Ils entrèrent donc dans la maison pendant qu`il reposait sur son lit dans sa chambre à coucher, ils le frappèrent et le firent mourir, et ils lui coupèrent la tête. Ils prirent sa tête, et ils marchèrent toute la nuit au travers de la plaine.
7. Fa raha niditra tao an-trano izy roa lahy, ary Isboseta nandry teo amin' ny fandriany tao amin' ny trano fandriany, dia namely azy izy roa lahy ka nahafaty azy, dia notapahiny ny lohany ka nentiny, ary nandeha nandritra ny alina namaky ny tany lemaka izy ireo.
8. And they brought the head of Ishbosheth unto David to Hebron, and said to the king, Behold the head of Ishbosheth the son of Saul thine enemy, which sought thy life; and the LORD hath avenged my lord the king this day of Saul, and of his seed.
8. "Ils apportèrent la tête d`Isch Boscheth à David dans Hébron, et ils dirent au roi: Voici la tête d`Isch Boscheth, fils de Saül, ton ennemi, qui en voulait à ta vie; l`Éternel venge aujourd`hui le roi mon seigneur de Saül et de sa race."
8. "Ary nitondra ny lohan' Isboseta tany amin' i Davida tao Hebrona izy ireo ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Indro, ny lohan' Isboseta, zanak' i Saoly fahavalonao, izay nitady ny ainao; fa Jehovah efa namaly an' i Saoly sy ny taranany androany noho ny amin' ny mpanjaka tompoko."
9. And David answered Rechab and Baanah his brother, the sons of Rimmon the Beerothite, and said unto them, As the LORD liveth, who hath redeemed my soul out of all adversity,
9. David répondit à Récab et à Baana, son frère, fils de Rimmon de Beéroth: L`Éternel qui m`a délivré de tout péril est vivant!
9. Ary namaly an' i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak' i Rimona Berotita i Davida hoe: Raha velona koa Jehovah, izay nanavotra ny aiko tamin' ny fahoriana rehetra,
10. When one told me, saying, Behold, Saul is dead, thinking to have brought good tidings, I took hold of him, and slew him in Ziklag, who thought that I would have given him a reward for his tidings:
10. "celui qui est venu me dire: Voici, Saül est mort, et qui croyait m`annoncer une bonne nouvelle, je l`ai fait saisir et tuer à Tsiklag, pour lui donner le salaire de son message;"
10. "Fony nisy nanambara tamiko hoe: Indro, maty i Saoly, ka nihevitra ho mpitondra teny mahafaly, dia nohazoniko ka novonoiko tao Ziklaga, ilay nihevitra fa homeko valisoa noho ny teny nambarany;"
11. How much more, when wicked men have slain a righteous person in his own house upon his bed? shall I not therefore now require his blood of your hand, and take you away from the earth?
11. et quand des méchants ont assassiné un homme juste dans sa maison et sur sa couche, combien plus ne redemanderai-je pas son sang de vos mains et ne vous exterminerai-je pas de la terre?
11. "Koa mainka raha misy olon-dratsy mamono lehilahy marina ao an-tranony eo am-pandriany; tsy hadiniko eo an-tananareo va ny rany ankehitriny, ary tsy hofongorako tsy ho amin' ny tany intsony va ianareo?"
12. And David commanded his young men, and they slew them, and cut off their hands and their feet, and hanged them up over the pool in Hebron. But they took the head of Ishbosheth, and buried it in the sepulchre of Abner in Hebron.
12. "Et David ordonna à ses gens de les tuer; ils leur coupèrent les mains et les pieds, et les pendirent au bord de l`étang d`Hébron. Ils prirent ensuite la tête d`Isch Boscheth, et l`enterrèrent dans le sépulcre d`Abner à Hébron."
12. Ary Davida nandidy ny zatovony, dia namono azy ireo, ka notapahiny ny tanany sy ny tongony, dia nahantony teo anilan' ny kamory tao Hebrona. Fa ny lohan' Isboseta kosa dia nentina ka nalevina tao am-pasan' i Abnera tao Hebrona.
<
>